Velon'Izy (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona Jesosy pkxnij Tompo (eny velona)
Fa nitsangana tokoa (eny velona Izy)
Velona Jesosy Tompo (eny velona)
Fahafatesana resy dera ho Anao ry mpandresy

Refrain :
Mifalia mihobia
Fa satria voavonjy
Avotra afaka
Fahafatesana resy dera ho Anao ry mpandresy
Velon'Izy ojvu ilay mpanjaka
Nofafany ny helokao
Paradisa ho ahy yzooanvp tononkira.serasera.org sy ho anao
Ho fonenanao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0628