Velon'Izy (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona Jesosy Tompo (eny velona)
Fa nitsangana tokoa (eny velona Izy)
Velona Jesosy Tompo tpuxpv (eny velona)
Fahafatesana resy dera ho jomn Anao ry mpandresy

Refrain :
Mifalia tononkira.serasera.org mihobia
Fa satria voavonjy
Avotra afaka
Fahafatesana resy dera ho Anao ry mpandresy
Velon'Izy ilay mpanjaka
Nofafany ny helokao
Paradisa ho ahy sy ho anao
Ho owipp fonenanao mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1571