TSY MBA MISY ATAHORAKO ETŸ (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MBA MISY ATAHORAKO ETY
Tsy mba misy atahorako ety
Na sarotra aza izany lalako
Fa dia hangina aho tsy hanahy
Jesosy re no fiarovako
Refrain:
Ka na rivotra hifofo
Na alon-drano re ho tonga
Tsy hatahotra tononkira.serasera.org aho satria
Jesosy dia miaro ahy
Ka ny eso tsy ahoako
Ny latsa re de ho zakaiko
Ny Anaranao dia vilgy ho toriako
Izany tsy hampihemotra ahy
Tsy mba misy melxoyu atahorako ety
Na mafy aza izany adiko
Fa vonona aho ny hisedra izany
F'ilay Tsitoha no hialofako
Refrain :
Ka na qfeniyqp rivotra hifofo....
Tsy mba misy atahorako ety
Na sarotra aza izany lalako
Fa dia hangina aho tsy hanahy
Jesosy re no fiarovako
Refrain:
Ka na rivotra hifofo
Na alon-drano re ho tonga
Tsy hatahotra tononkira.serasera.org aho satria
Jesosy dia miaro ahy
Ka ny eso tsy ahoako
Ny latsa re de ho zakaiko
Ny Anaranao dia vilgy ho toriako
Izany tsy hampihemotra ahy
Tsy mba misy melxoyu atahorako ety
Na mafy aza izany adiko
Fa vonona aho ny hisedra izany
F'ilay Tsitoha no hialofako
Refrain :
Ka na qfeniyqp rivotra hifofo....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 802
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 31/08/2022 17:05
