TSY MBA MISY ATAHORAKO ETŸ (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MBA MISY ATAHORAKO ETY
Tsy mba misy atahorako ety
Na sarotra aza izany pjrzesx lalako
Fa dia hangina etboru aho tsy hanahy
Jesosy re no tononkira.serasera.org fiarovako
Refrain:
Ka na rivotra hifofo
Na alon-drano re ho tonga
Tsy hatahotra aho satria
Jesosy dia miaro slgnxir ahy
Ka ny eso tsy ahoako
Ny latsa re de ho zakaiko
Ny Anaranao dia ho toriako
Izany tsy hampihemotra ahy
Tsy mba misy atahorako ety
Na mafy aza izany adiko
Fa vonona aho ny hisedra izany
F'ilay Tsitoha no hialofako
Refrain :
Ka na rivotra hifofo....
Tsy mba misy atahorako ety
Na sarotra aza izany pjrzesx lalako
Fa dia hangina etboru aho tsy hanahy
Jesosy re no tononkira.serasera.org fiarovako
Refrain:
Ka na rivotra hifofo
Na alon-drano re ho tonga
Tsy hatahotra aho satria
Jesosy dia miaro slgnxir ahy
Ka ny eso tsy ahoako
Ny latsa re de ho zakaiko
Ny Anaranao dia ho toriako
Izany tsy hampihemotra ahy
Tsy mba misy atahorako ety
Na mafy aza izany adiko
Fa vonona aho ny hisedra izany
F'ilay Tsitoha no hialofako
Refrain :
Ka na rivotra hifofo....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 731
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 31/08/2022 17:05
