TSY MBA MISY ATAHORAKO ETŸ (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MBA rbypte MISY ATAHORAKO ETY
Tsy tononkira.serasera.org mba misy atahorako ety
Na sarotra aza izany isdcdj lalako
Fa dia hangina aho tsy hanahy
Jesosy re no fiarovako
Refrain:
Ka na rivotra hifofo
Na alon-drano re ho tonga
Tsy hatahotra aho gdqrmaw satria
Jesosy dia miaro ahy
Ka ny eso tsy ahoako
Ny latsa re de ho zakaiko
Ny Anaranao dia ho toriako
Izany tsy hampihemotra ahy
Tsy mba misy atahorako ety
Na mafy aza izany adiko
Fa vonona aho ny hisedra izany
F'ilay Tsitoha no hialofako
Refrain :
Ka na rivotra hifofo....
Tsy tononkira.serasera.org mba misy atahorako ety
Na sarotra aza izany isdcdj lalako
Fa dia hangina aho tsy hanahy
Jesosy re no fiarovako
Refrain:
Ka na rivotra hifofo
Na alon-drano re ho tonga
Tsy hatahotra aho gdqrmaw satria
Jesosy dia miaro ahy
Ka ny eso tsy ahoako
Ny latsa re de ho zakaiko
Ny Anaranao dia ho toriako
Izany tsy hampihemotra ahy
Tsy mba misy atahorako ety
Na mafy aza izany adiko
Fa vonona aho ny hisedra izany
F'ilay Tsitoha no hialofako
Refrain :
Ka na rivotra hifofo....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 856
Likes : 1 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 31/08/2022 17:05
