TONGA NOFO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe tokoa Ray ioqhj ny fitiavanao
Natolotrao  ho anay ny zanakao
Ho famonjena izao rehetra izao
Mba tsy ho very izahay zanakao

Refrain:
Ny fiainana raha tsy misy anao dia tsy mamy
Na aiza no aleha tononkira.serasera.org eto an-tany
Fa ao aminao Jesosy pyjx irery ihany
No miadana ny fo sy fanahy
Fa tonga nofo Ianao tety an-tany
Efa nolazain’ireo mpaminany
Ka ny hira fiderana ho sesilany
Ety an-tany sy an-danitra any

Ry Raiko ô! Tsy mendrika izahay
Mba avelao re ny fahotanay
Malemy sy osa re izahay
Tafio ny herinao mandrakizay

Refrain:
Ny fiainana lumpmkgb raha tsy misy anao dia tsy mamy...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
Vangy : 682
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 01/12/2022 13:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308