TONGA NOFO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe tokoa Ray ny fitiavanao
Natolotrao uswqiyh ho anay ny zanakao
Ho famonjena izao rehetra izao
Mba tsy ho very izahay zanakao
Refrain:
Ny fiainana raha tsy misy anao dia tsy mamy
Na aiza no aleha eto an-tany
Fa ao aminao Jesosy matchomh irery ihany
No miadana ny fo sy fanahy
Fa tonga nofo Ianao tety an-tany
Efa nolazain’ireo mpaminany
Ka ny hira fiderana ho sesilany
Ety an-tany sy an-danitra any
Ry Raiko ô! Tsy mendrika izahay
Mba avelao re ny fahotanay
Malemy sy osa re izahay
Tafio ny herinao mandrakizay
Refrain:
Ny fiainana raha tononkira.serasera.org tsy misy anao dia tsy mamy...
abfy
Natolotrao uswqiyh ho anay ny zanakao
Ho famonjena izao rehetra izao
Mba tsy ho very izahay zanakao
Refrain:
Ny fiainana raha tsy misy anao dia tsy mamy
Na aiza no aleha eto an-tany
Fa ao aminao Jesosy matchomh irery ihany
No miadana ny fo sy fanahy
Fa tonga nofo Ianao tety an-tany
Efa nolazain’ireo mpaminany
Ka ny hira fiderana ho sesilany
Ety an-tany sy an-danitra any
Ry Raiko ô! Tsy mendrika izahay
Mba avelao re ny fahotanay
Malemy sy osa re izahay
Tafio ny herinao mandrakizay
Refrain:
Ny fiainana raha tononkira.serasera.org tsy misy anao dia tsy mamy...
abfy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 723
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Alisoanarianja
Date : 01/12/2022 13:15
