SAMBATRA AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vola sy harena dia mandalo ihany
Tsy maharitra fongana sy lany
Ny fiainana an-tany mora lo mora lany
Fa ny lanitra tsy mba toy izany
Fa matoky ny ho tafita ho arÿ
Ny eo anilanao ry Tompoko no mamiko erÿ
Tsy misy Tompo toa Anao mandrakizay doria
Na maro aza ny ota vitanay tety
Mamelà anay ry Tompo tia
Tsy hamerina intsony
Tena lehibe tokoa anie ny fitiavany

Ref: Sambatra aho, manana dmaqd Anao
Paradisa vao, tononkira.serasera.org lova tsara avy aminao
Fonenako raha miala eto aho
Raiso aho hodqfbw ho Anao, ho Anao mandrakizay

Ôôô......
Misaotra Anao noho ny fitiavanao
Ôôô......
Ny foko ho Anao, ho fxzmzdde Anao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0419