Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAMBATRA AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vola sy harena dia mandalo ihany
Tsy maharitra fongana sy lany
Ny fiainana an-tany mora lo mora lany
Fa ny tononkira.serasera.org lanitra tsy mba toy izany
Fa matoky ny ho tafita ho arÿ
Ny eo anilanao ry Tompoko qyxw no mamiko erÿ
Tsy misy Tompo toa Anao mandrakizay doria
Na maro aza ny iamn ota vitanay tety
Mamelà anay ry Tompo tia
Tsy hamerina intsony
Tena lehibe tokoa anie ny fitiavany
Ref: Sambatra aho, manana Anao
Paradisa vao, lova tsara avy aminao
Fonenako raha miala eto aho
Raiso qhigbb aho ho Anao, ho Anao mandrakizay
Ôôô......
Misaotra Anao noho ny fitiavanao
Ôôô......
Ny foko ho Anao, ho Anao mandrakizay
Tsy maharitra fongana sy lany
Ny fiainana an-tany mora lo mora lany
Fa ny tononkira.serasera.org lanitra tsy mba toy izany
Fa matoky ny ho tafita ho arÿ
Ny eo anilanao ry Tompoko qyxw no mamiko erÿ
Tsy misy Tompo toa Anao mandrakizay doria
Na maro aza ny iamn ota vitanay tety
Mamelà anay ry Tompo tia
Tsy hamerina intsony
Tena lehibe tokoa anie ny fitiavany
Ref: Sambatra aho, manana Anao
Paradisa vao, lova tsara avy aminao
Fonenako raha miala eto aho
Raiso qhigbb aho ho Anao, ho Anao mandrakizay
Ôôô......
Misaotra Anao noho ny fitiavanao
Ôôô......
Ny foko ho Anao, ho Anao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 778
Likes : 1 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 29/11/2022 19:35
