RAISO AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Malala tononkira.serasera.org ô,inty ny zanakao
Miantso mitalaho Aminao noho ny ota natao ×2
Refrain:
Raiso ho Anao
Tompo fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako
Dia ireo mrpcla jepce domdm izay Sitrakao
Miondrika, manetri-tena izahay
Mahatsiaro ny hadalàna ka mifona Ray ×2
Refrain :
Raiso ho anao.....
Miantso mitalaho Aminao noho ny ota natao ×2
Refrain:
Raiso ho Anao
Tompo fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako
Dia ireo mrpcla jepce domdm izay Sitrakao
Miondrika, manetri-tena izahay
Mahatsiaro ny hadalàna ka mifona Ray ×2
Refrain :
Raiso ho anao.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 786
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 25/08/2022 14:56
