RAISO AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pderuv Tompo Malala ô,inty ny zanakao
Miantso mitalaho Aminao noho ny ota natao ×2

Refrain:
Raiso ho Anao
Tompo fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra
Hatokako tsy tononkira.serasera.org misy fetra
Hanefako ireo anjarako
Dia ireo izay Sitrakao

Miondrika, vxyhzsqs manetri-tena izahay
Mahatsiaro ny hadalàna ka mifona Ray ×2

Refrain :
Raiso wffkjoed ho anao.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0479