RAISO AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Malala ô,inty ny zanakao
Miantso mitalaho Aminao noho ny ota natao ×2

Refrain:
Raiso ho Anao
Tompo fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra
Hatokako sbbf tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako
Dia ireo izay Sitrakao

Miondrika, manetri-tena kqftv izahay
Mahatsiaro hoebzhz ny hadalàna ka tononkira.serasera.org mifona Ray ×2

Refrain :
Raiso ho anao.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307