MPANJAKA LEHIBE (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaiko ilay vpieyld Tompo siba sy Andriamanitro
Hoderaiko fa tononkira.serasera.org qbsotlcx lehibe tsy manam-paharoa
Jesoa Kristy mpanjaka
Tompon’izao rehetra izao Ianao
Faly izay manana Anao
Miadana ny fo fanahy handova fiainam-baovao
Hoderaiko ilay Tompo sy Andriamanitro
Hoderaiko fa lehibe tsy manam-paharoa
Tsy misy izay tsy hainao atao
Fa lehibe ny voninahitrao
Tena Tompo masina Ianao
Manome fiadanana Ianao
Hoderaiko fa tononkira.serasera.org qbsotlcx lehibe tsy manam-paharoa
Jesoa Kristy mpanjaka
Tompon’izao rehetra izao Ianao
Faly izay manana Anao
Miadana ny fo fanahy handova fiainam-baovao
Hoderaiko ilay Tompo sy Andriamanitro
Hoderaiko fa lehibe tsy manam-paharoa
Tsy misy izay tsy hainao atao
Fa lehibe ny voninahitrao
Tena Tompo masina Ianao
Manome fiadanana Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 682
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 01/12/2022 13:14
