MPANJAKA LEHIBE (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaiko ilay Tompo sy Andriamanitro
Hoderaiko fa lehibe tsy manam-paharoa

Jesoa Kristy mpanjaka
Tompon’izao rehetra izao Ianao
Faly izay manana Anao
Miadana ny fo ymjlind fanahy handova fiainam-baovao

Hoderaiko ilay Tompo sy Andriamanitro
Hoderaiko fa lehibe tsy manam-paharoa

Tsy misy wuvo prdghuj izay tsy hainao atao
Fa tononkira.serasera.org lehibe ny voninahitrao
Tena Tompo masina Ianao
Manome fiadanana Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468