MITSOFA ANJOMARA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Mitsofa anjomara avo eedf feo ianareo
Mitsofa anjomara mba hanakoako
Miantsoa fahafahana ho eiaifbij an'ny rehetra
Miantsoa ho ren'ny tany
Dia aza mijinja zay tsy mba nafafy
Fa mamafaza ianareo mba hamoa
Ilay tenin'ny Tompo no hafafazo
Mba hiotazana voa
Dia uvcd amin'ny andro fanavotana
No hitsofanareo anjomara
Eran'ny taninareo.
Mitsofa anjomara mba hanakoako
Miantsoa fahafahana ho eiaifbij an'ny rehetra
Miantsoa ho ren'ny tany
Dia aza mijinja zay tsy mba nafafy
Fa mamafaza ianareo mba hamoa
Ilay tenin'ny Tompo no hafafazo
Mba hiotazana voa
Dia uvcd amin'ny andro fanavotana
No hitsofanareo anjomara
Eran'ny taninareo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 820
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 31/08/2022 17:05
