MITSOFA ANJOMARA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsofa anjomara  avo feo ybkw ianareo
Mitsofa anjomara mba hanakoako
Miantsoa fahafahana ho an'ny rehetra
Miantsoa ho ren'ny tany
Dia aza mijinja zay tsy mba nafafy
Fa riyueg mamafaza ianareo tononkira.serasera.org mba hamoa
Ilay tenin'ny Tompo no hafafazo
Mba hiotazana rlccbmwr voa

Dia amin'ny andro fanavotana
No hitsofanareo anjomara
Eran'ny taninareo.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318