MITSOFA ANJOMARA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsofa anjomara zjgvmmi avo feo ianareo
Mitsofa atvyi anjomara mba hanakoako
Miantsoa fahafahana ho an'ny rehetra
Miantsoa ho ren'ny tany
Dia aza mijinja zay tsy mba nafafy
Fa mamafaza ianareo mba hamoa
Ilay tenin'ny Tompo no hafafazo
Mba tononkira.serasera.org hiotazana voa
Dia amin'ny andro fanavotana
No hitsofanareo yfxuh anjomara
Eran'ny taninareo.
Mitsofa atvyi anjomara mba hanakoako
Miantsoa fahafahana ho an'ny rehetra
Miantsoa ho ren'ny tany
Dia aza mijinja zay tsy mba nafafy
Fa mamafaza ianareo mba hamoa
Ilay tenin'ny Tompo no hafafazo
Mba tononkira.serasera.org hiotazana voa
Dia amin'ny andro fanavotana
No hitsofanareo yfxuh anjomara
Eran'ny taninareo.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 774
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 31/08/2022 17:05
