MANGA VOLON-DANITRA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity misy fitia banjinina maharitra
Fitia mahatehotia miloko mahafinaritra
Fitiavana manga volon-danitra
Manintona mahababo ny fo
Hetsehin'ny fotsy maharitra
Midobodoboka mafy tokoa
Izay ilay dypvipqm hery mahagaga
Miloko lanitra fvuboq manga
Sy mampisava ny adi-tsaina
Mamelombelona ny aina
Manala ny aretiko
Manafaka ny feriko
Sy manamafy ny finoako hatoky ilay mpamonjiko
Irio tononkira.serasera.org io fitiavana io ao amin 'Andriamanitra
Fidio xcgpyclm sy hitafio ilay manga volon-danitra
Fitia mahatehotia miloko mahafinaritra
Fitiavana manga volon-danitra
Manintona mahababo ny fo
Hetsehin'ny fotsy maharitra
Midobodoboka mafy tokoa
Izay ilay dypvipqm hery mahagaga
Miloko lanitra fvuboq manga
Sy mampisava ny adi-tsaina
Mamelombelona ny aina
Manala ny aretiko
Manafaka ny feriko
Sy manamafy ny finoako hatoky ilay mpamonjiko
Irio tononkira.serasera.org io fitiavana io ao amin 'Andriamanitra
Fidio xcgpyclm sy hitafio ilay manga volon-danitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 958
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 30/11/2022 20:04
