MANGA VOLON-DANITRA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity misy fitia banjinina maharitra
Fitia mahatehotia miloko mahafinaritra
Fitiavana tononkira.serasera.org manga volon-danitra
Manintona mahababo ny fo
Hetsehin'ny fotsy maharitra
Midobodoboka mafy tokoa
Izay ilay hery mahagaga
Miloko lanitra manga
Sy mampisava ny adi-tsaina
Mamelombelona ny aina
Manala ny aretiko
Manafaka ny bnsvydqd feriko
Sy manamafy javmi ny jpvbtmln finoako hatoky ilay mpamonjiko
Irio io fitiavana io ao amin 'Andriamanitra
Fidio sy hitafio ilay manga volon-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 814
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 30/11/2022 20:04