KRISTY NO TORINAY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriananahary ô! Misaotra Anao izahay  
Satria notoloranao fahasoavan-dehibe
De ny tononkira.serasera.org ahafaha-mankakaza ny Anaranao
Sy mbola hanompoanay ny Tompo lehibe

Refrain:
Ravoravo re ny fonay rsrls fa natsanganao
Ity fikambanan'ny tanoran'ny fiangonanao
Koa raiso rhxedx ka ny tarigetra jlosov izay atolotrao ho anay
Dia Kristy no torianay na aiza misy anay

Fanahy masina ô! Tsinjovy re ny dianay
Mba tsy hiova fa hahitsy re ny lalanay
Satria mantsy dia marefo izato nofonay
Ka dia mila hatrany anao hitarika anay

Refrain:
Ravoravo....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0473