KRISTY NO TORINAY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriananahary ô! Misaotra Anao izahay  
Satria notoloranao fahasoavan-dehibe
De ny ahafaha-mankakaza ny Anaranao
Sy mbola hanompoanay ny Tompo hdneulm lehibe

Refrain:
Ravoravo re ny fonay fa natsanganao
Ity fikambanan'ny tanoran'ny tononkira.serasera.org fiangonanao
Koa raiso ka ny tarigetra izay atolotrao ho anay
Dia Kristy no bouosfui torianay na aiza misy anay

Fanahy masina ô! Tsinjovy re ny dianay
Mba tsy hiova fa hahitsy hevq re ny lalanay
Satria mantsy dia marefo izato nofonay
Ka dia mila hatrany anao hitarika anay

Refrain:
Ravoravo....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355