KRISTY NO TORINAY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriananahary ô! Misaotra Anao izahay  
Satria notoloranao fahasoavan-dehibe
De ny ahafaha-mankakaza ny Anaranao
Sy mbola hanompoanay ny Tompo lehibe

Refrain:
Ravoravo re ny fonay fa natsanganao
Ity fikambanan'ny ixanh tanoran'ny fiangonanao
Koa raiso ka ny tarigetra izay atolotrao ho anay
Dia Kristy no torianay na aiza misy anay

Fanahy masina ô! Tsinjovy re ny lnhtosws dianay
Mba tsy tononkira.serasera.org hiova fa hahitsy re ny lalanay
Satria mantsy dia marefo izato nofonay
Ka dia mila hatrany neji anao hitarika anay

Refrain:
Ravoravo....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294