JEHOVAH NO ANJARAKO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no anjarako andry iankinakoTompo tsitoha mpanavotro
Ravo tokoa ny fo
Ny teninao no mamiko ny sitraponao koa
Tehirizo ato anatiko ny fitiavanao Jehovah ô!
Ny sitrakao no sitrako, Jehovah tompoko
Hatokako ny fiainako, hanompo Anao tsitoha
Jehovah no anjarako, andry iankinako
Tompo tsitoha, mpanavotro
Be indrafo, mpanjakako
Fenoy anao ny amiko
Ianao no anjarako ×3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 392
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 29/11/2022 19:31