JEHOVAH NO ANJARAKO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no anjarako andry iankinako
Tompo tsitoha mpanavotro
Ravo tokoa ny fo
Ny teninao no mamiko ny sitraponao koa
Tehirizo ato anatiko ny fitiavanao Jehovah ô!
Ny sitrakao no sitrako, Jehovah tompoko
Hatokako ny fiainako, hanompo Anao tsitoha
Jehovah no anjarako, andry iankinako
Tompo tsitoha, mpanavotro
Be indrafo, mpanjakako
Fenoy anao ny amiko
Ianao no anjarako ×3
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1011