HASAMBARAKO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho hay adinoina ny fitiavanao
Tsy ho hay qcvvyai ho soloina ny Anaranao
Tsy ho hay tanisaina ny hasoavanao tononkira.serasera.org
Sy ireo fambombana avy taminao

Refrain:
Sambatra ny foko manana anao
Manala ireo toloko manome hery vao
Ka tsy zvtjwwju ho adinoiko ny fitiavanao
Ianao no hitokiako sy fiainako tokeikx

Tsy ho hay tanisaina izay nijalianao
Mba hisolo anay na dia tsy mendrika
Niaretanao ny mafy mba ho vonjy ho anay
Ny ranao no nomenao hanadio anay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349