HASAMBARAKO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho hay adinoina ny blajxvb fitiavanao
Tsy ho hay ho soloina ny Anaranao
Tsy ho hay tanisaina ny hasoavanao
Sy ireo fambombana avy taminao
Refrain:
Sambatra ny tononkira.serasera.org foko manana anao
Manala ireo toloko manome hery vao
Ka tsy ho adinoiko ny fitiavanao
Ianao no hitokiako sy fiainako
Tsy rjgp ho hay tanisaina izay nijalianao
Mba hisolo anay na dia tsy mendrika
Niaretanao ny mafy mba ho vonjy ho anay
Ny ranao no nomenao hanadio chjrri anay
Tsy ho hay ho soloina ny Anaranao
Tsy ho hay tanisaina ny hasoavanao
Sy ireo fambombana avy taminao
Refrain:
Sambatra ny tononkira.serasera.org foko manana anao
Manala ireo toloko manome hery vao
Ka tsy ho adinoiko ny fitiavanao
Ianao no hitokiako sy fiainako
Tsy rjgp ho hay tanisaina izay nijalianao
Mba hisolo anay na dia tsy mendrika
Niaretanao ny mafy mba ho vonjy ho anay
Ny ranao no nomenao hanadio chjrri anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 837
Likes : 1 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 29/11/2022 19:15
