HASAMBARAKO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho hay adinoina ny fitiavanao
Tsy ho hay ho soloina ny Anaranao
Tsy ho hay tanisaina ny hasoavanao
Sy ireo hafi fambombana avy tononkira.serasera.org taminao
Refrain:
Sambatra ny foko manana anao
Manala ireo toloko manome hery vao
Ka tsy ho adinoiko qltfymbm ny fitiavanao
Ianao no hitokiako sy fiainako
Tsy ho hay tanisaina izay nijalianao
Mba hisolo yzdu anay na dia tsy mendrika
Niaretanao ny mafy mba ho vonjy ho anay
Ny ranao no nomenao hanadio anay
Tsy ho hay ho soloina ny Anaranao
Tsy ho hay tanisaina ny hasoavanao
Sy ireo hafi fambombana avy tononkira.serasera.org taminao
Refrain:
Sambatra ny foko manana anao
Manala ireo toloko manome hery vao
Ka tsy ho adinoiko qltfymbm ny fitiavanao
Ianao no hitokiako sy fiainako
Tsy ho hay tanisaina izay nijalianao
Mba hisolo yzdu anay na dia tsy mendrika
Niaretanao ny mafy mba ho vonjy ho anay
Ny ranao no nomenao hanadio anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 759
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 29/11/2022 19:15
