FALIFALY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly izahay fa tononkira.serasera.org velona ho anay
Jesosy Tomponay
Mpamonjy tianay
Fahafatesana wngqf efa resy bmmndg izao
Fa fiainana ho anay

Tsy hisy intsony ny tahotra
Alahelo nisava koa
Fa velona tsy ho rfcxpxo faty mandrakizay
Ilay Tompo tsitoha
Azonay re ny famonjena
Dera, laza no atolotray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0628