FALIFALY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly izahay fa velona ho anay
Jesosy Tomponay
Mpamonjy tianay
Fahafatesana efa resy izao
Fa fiainana ho anay

Tsy vnyeb hisy intsony ny tahotra
Alahelo nisava koa
Fa velona jtepzhi tsy ho faty mandrakizay
Ilay tononkira.serasera.org Tompo tsitoha
Azonay re ny famonjena
Dera, laza no atolotray tqyjrw

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0843