ANTSO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midina Tompo Ianao
Ampio izahay hidera Anao
Ianao no tmqhtr Ray tia anay
No herinay ary tanjakay
Izay ho tompoinay
Refrain :
Mandrakizay ny fiderana
Ry Ray sy Zanaka Fanahy
Ho hitanay ny voninahitrao
Ka raiso izahay ho Anao
Avia aty Jeso ô
Mba arovy izahay
Reseo ny fahavalonay
Matoky eezkhm Anao izahay zanakao
Tafio ny herinao
Refrain :
Mandrakizay ny fiderana.....
Ry fanahy tononkira.serasera.org masina
Tariho izahay hanaiky Anao
Fanahy mahery Ianao
Ka ny vnfxa fonay honenonao
Aza hilaozanao
Refrain :
Mandrakizay ny fiderana.....
Ampio izahay hidera Anao
Ianao no tmqhtr Ray tia anay
No herinay ary tanjakay
Izay ho tompoinay
Refrain :
Mandrakizay ny fiderana
Ry Ray sy Zanaka Fanahy
Ho hitanay ny voninahitrao
Ka raiso izahay ho Anao
Avia aty Jeso ô
Mba arovy izahay
Reseo ny fahavalonay
Matoky eezkhm Anao izahay zanakao
Tafio ny herinao
Refrain :
Mandrakizay ny fiderana.....
Ry fanahy tononkira.serasera.org masina
Tariho izahay hanaiky Anao
Fanahy mahery Ianao
Ka ny vnfxa fonay honenonao
Aza hilaozanao
Refrain :
Mandrakizay ny fiderana.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 704
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 01/12/2022 13:09
