ANTSO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midina tnfgwd kzhge Tompo Ianao
Ampio izahay zgntwv hidera Anao
Ianao no Ray tia anay
No herinay ary tanjakay
Izay ho tompoinay

Refrain :
Mandrakizay ny fiderana
Ry Ray sy Zanaka Fanahy
Ho hitanay ny voninahitrao
Ka raiso izahay ho Anao

Avia aty Jeso ô
Mba arovy izahay
Reseo ny fahavalonay
Matoky Anao izahay zanakao
Tafio ny herinao

Refrain :
Mandrakizay ny fiderana.....

Ry fanahy masina
Tariho tononkira.serasera.org izahay hanaiky Anao
Fanahy mahery Ianao
Ka ny fonay honenonao
Aza hilaozanao

Refrain :
Mandrakizay ny fiderana.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299