Roahy ny devoly (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roahy, tononkira.serasera.org roahy, roahy, roahy ny devoly
Roahy, roahy, roahy, aza avela hiditra eto
Roahy, roahy, roahy, aza omena toerana
Roahy, miala! amin’ny anaran’i JESOSY!
Aza manaiky, ho rebirebena, aza manaiky
Aza manaiky, ho fetsifetsena, aza manaiky
Aza manaiky, ho angolingoleny, aza manaiky
Aza manaiky, fiarahana miasa, aza manaiky
Satana, mandehana miverina any amin’ny Afo-be
Tsy misy, tsy misy toerana ho anao eto ô!
Sasa-poana ny devoly
Fa fxmzv tsy hiala amin’i Jesosy izahay
Fa Jesosy avy any Nazareta no tompoinay
Tsy hivadika amin’ny Jesosy na oviana na oviana izahay
Fady ny devoly sy ny asany rehetra izahay
Fady izahay
Fampianaran-diso beebx hoentin’ny satana hamitaka anay
Lavinay tsy ekenay
cgxbi

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKY
Vangy : 3027
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aronavalona
Daty : 20/01/2017 08:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0684