Roahy ny devoly (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roahy, roahy, roahy, roahy ny devoly
Roahy, roahy, roahy, aza vnxs avela hiditra eto
Roahy, roahy, roahy, aza omena toerana
Roahy, miala! amin’ny anaran’i JESOSY!
Aza manaiky, ho rebirebena, aza manaiky
Aza manaiky, ho fetsifetsena, aza manaiky
Aza manaiky, ho angolingoleny, aza manaiky
Aza manaiky, fiarahana miasa, tononkira.serasera.org aza manaiky
Satana, mandehana miverina any amin’ny Afo-be
Tsy misy, tsy misy toerana ho anao eto ô!
Sasa-poana ny devoly
Fa tsy hiala amin’i Jesosy izahay
Fa Jesosy avy mazho any Nazareta no tompoinay
Tsy hivadika amin’ny Jesosy na oviana na oviana izahay
Fady ny devoly sy ny asany rehetra izahay
Fady izahay
Fampianaran-diso hoentin’ny satana hamitaka anay
Lavinay tsy fawqcyx ekenay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT AMBATOVINAKYHits : 2949
Likes : 1 Like
Created by : aronavalona
Date : 20/01/2017 08:50