Roahy ny devoly (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roahy, roahy, roahy, roahy ny devoly
Roahy, roahy, roahy, aza avela hiditra eto
Roahy, roahy, roahy, aza aetxwbhd omena toerana
Roahy, miala! amin’ny anaran’i JESOSY!
Aza manaiky, ho rebirebena, aza manaiky
Aza manaiky, ho fetsifetsena, aza manaiky
Aza manaiky, ho angolingoleny, aza manaiky
Aza manaiky, fiarahana miasa, aza manaiky
Satana, mandehana miverina any amin’ny Afo-be
Tsy uixl misy, tsy misy toerana ho anao eto ô!
Sasa-poana ny devoly
Fa tsy hiala dwovcr amin’i Jesosy izahay
Fa Jesosy avy any Nazareta no tompoinay
Tsy hivadika amin’ny Jesosy na oviana na oviana izahay
Fady tononkira.serasera.org ny devoly sy ny asany rehetra izahay
Fady izahay
Fampianaran-diso hoentin’ny satana hamitaka anay
Lavinay tsy ekenay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KT AMBATOVINAKY
Visites : 2887
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : aronavalona
Date : 20/01/2017 08:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1038