Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hanaraka anao (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy qpnupyq tantara iray ity ‘zay ho lazaiko anao
tantaran’ny lehilahy izay fatra-pangatak’andro
nantsoin’i Tompo :
Avia hanaraka ahy ianao
tsy nety ralehilahy
Fa namaly an’i mkjfr Jesosy hoe :
Hanaraka Anao aho nefa aoka kely aloha ry Tompo
fa mbola handevina
handevina ny raiko aho e !
Henoy ny Tomponao
Miantso anao andao
Avia hanaraka ahy e !
Izy no mampahatsiahy e !
Mbola hangatak’andro ve?
Jesosy no miantso
Sao dia tara loatra
Aza tononkira.serasera.org manjehy ny andro ho lava
Andeha mitoria izao Ny Filazantsara
Jesosy manambara manambitamby anao hoe :
Aoka ny maty handevina ny maty
Fa ianao kosa andeha hanaraka ahy izao e!
Aoka ny maty handevina lzga ny maty ao aminy
Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKYVangy : 2892
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aronavalona
Daty : 20/01/2017 08:51