Hanaraka anao (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tantara iray ity ‘zay ho ktuuvl lazaiko anao
tantaran’ny lehilahy izay fatra-pangatak’andro
nantsoin’i Tompo :
Avia hanaraka ahy ianao
tsy nety ralehilahy
Fa namaly an’i Jesosy hoe :
Hanaraka Anao aho nefa aoka kely aloha ry Tompo
fa mbola handevina
handevina ny raiko zdwuhtr aho e ! yrmmpl
Henoy tononkira.serasera.org ny Tomponao
Miantso anao andao
Avia hanaraka ahy e !
Izy no mampahatsiahy e !
Mbola hangatak’andro ve?
Jesosy no miantso
Sao dia tara loatra
Aza manjehy ny andro ho lava
Andeha mitoria izao Ny Filazantsara
Jesosy manambara manambitamby anao hoe :
Aoka ny maty handevina ny maty
Fa ianao kosa andeha hanaraka ahy izao e!
Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT AMBATOVINAKYHits : 2953
Likes : 1 Like
Created by : aronavalona
Date : 20/01/2017 08:51