Hanaraka anao (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tantara iray ity ‘zay ho lazaiko anao
tantaran’ny lehilahy tononkira.serasera.org izay fatra-pangatak’andro ennwk
nantsoin’i Tompo :
Avia hanaraka ahy ianao
tsy nety ralehilahy
Fa namaly an’i Jesosy hoe :
Hanaraka Anao aho nefa aoka kely aloha ry Tompo
fa mbola handevina
handevina ny raiko aho e !        
Henoy  ny Tomponao
Miantso anao andao
Avia hanaraka ahy e !     pogfgrm  
Izy no mampahatsiahy e !
Mbola hangatak’andro ve?
Jesosy no miantso
Sao dia tara loatra
Aza manjehy ny andro ho lava
Andeha mitoria izao Ny Filazantsara
Jesosy manambara manambitamby anao hoe :
Aoka ny maty handevina ny maty
Fa ianao kosa andeha hanaraka ahy izao e!
Aoka jqqkpaz ny maty handevina ny maty ao aminy
Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KT AMBATOVINAKY
Visites : 2889
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : aronavalona
Date : 20/01/2017 08:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401