tsy foiko (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ianao ka namihina ahy sady nitomany
Avy tany ianao oriory aok’ izany
nohon’ny nataony ihany
Izaho kosa anefa tsy handatsa anao
Na dia fantatro taloha ny momba azy ka naharesy anao
tononkira.serasera.org yhdtyg Angony ary ny herinao rehetra
pbrgvn Hahatonga anao tsy resy na ilefa
Ary ianao tsapako fa tia azy izany no hahazoany anao
Ianao nefa mbola manana fotoana na fiainana hafa ankoatr’izao
Izaho kosa anefa tsy hanaratsy azy eafuuyu fa ianao namako no hanariko
tsy foiko hitomany
Angony ary ny herinao rehetra
Ary ilay tsiky hiverina tsy hanam -petra

--------
Rohy: