tsy foiko (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga nmwnvjz ianao ka namihina ahy sady nitomany
Avy tany ianao oriory aok’ izany
nohon’ny nataony ihany
Izaho kosa anefa tsy handatsa anao
Na dia fantatro taloha ny momba azy ka naharesy anao

     Angony ary ny herinao rehetra
     Hahatonga anao qmpfkfv tsy resy na ilefa

Ary ianao tsapako fa tia azy zqaueme izany no hahazoany anao
Ianao nefa mbola manana fotoana na fiainana hafa ankoatr’izao
Izaho kosa anefa tsy hanaratsy azy fa ianao namako no hanariko
tsy foiko hitomany

     Angony ary ny herinao rehetra
     Ary ilay tsiky hiverina tsy hanam -petra


tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 5846
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 01/02/2005 16:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371