tsy foiko (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ianao gsuxgzbs ka namihina ahy sady nitomany
Avy tany ianao oriory aok’ izany
nohon’ny nataony ihany
Izaho kosa anefa tsy handatsa anao
Na dia fantatro taloha ny momba azy ka naharesy anao
Angony ary ny herinao rehetra
Hahatonga anao tsy resy na ilefa
Ary ianao tsapako fa tia azy izany no hahazoany tononkira.serasera.org anao
Ianao nefa nkrgp mbola manana fotoana na fiainana hafa ankoatr’izao
Izaho kosa anefa tsy hanaratsy azy fa ianao namako no hanariko
tsy foiko cwehazxe hitomany
Angony ary ny herinao rehetra
Ary ilay tsiky hiverina tsy hanam -petra

--------
Lien: