ROCK ' N ROLL NAMAKO (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ohhhhhhh Ohhh Ohhhhhh
Misy ny tomany, tononkira.serasera.org misy ny alahelo
Izay niarahako taminao
Ireo lasantsika zay nahatorovana ahy
Fa zary fahatsiarovana mampiahiahy

Ankehitriny kosa, izaho irery kosa
No mamisavisa ny androko sisa
Toa zava-poana ihany ireo lasantsika
Raha vao nilaozanao xzftm dia toa nangatsiaka

Toa taratasy foana lava izao
No nandaniako ny fotoanako sisa eh
Kanefa tena mety mila hankalao
Ka mety lasa toky fitaka sisa eh! Sisa eh

Ankafiziko tokoa ny fiarahantsika roa
Ny toky mantsy mety ho fitaka
Fa ny atao yfmdg no tena mety ho hita
Ankafiziko koa Rock’n Roll namako
Fa izy ihany no hanadinoako anao
Sy mety hahatsiarovanao ahy koa, ahy koa, ahy gbmonazz koa, ahy koaaa!!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 2571
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lucianahrandriam
Daty : 09/07/2019 20:13
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1762