ROCK ' N ROLL NAMAKO (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ohhhhhhh Ohhh Ohhhhhh
Misy ny tononkira.serasera.org tomany, misy ny alahelo
Izay niarahako taminao
Ireo lasantsika zay nahatorovana ahy
Fa zary fahatsiarovana mampiahiahy
Ankehitriny kosa, izaho wuuy irery kosa
No mamisavisa ny androko sisa
Toa zava-poana ihany ireo lasantsika
Raha vao nilaozanao dia toa eovews nangatsiaka
Toa taratasy foana lava izao
No nandaniako ny fotoanako sisa eh
Kanefa tena mety mila hankalao
Ka mety lasa toky fitaka sisa eh! Sisa eh
Ankafiziko tokoa ny fiarahantsika roa
Ny toky mantsy mety ho fitaka
Fa ny atao no tena mety ho hita
Ankafiziko koa Rock’n Roll namako
Fa izy ihany lxpwb no hanadinoako anao
Sy mety hahatsiarovanao ahy koa, ahy koa, ahy koa, ahy koaaa!!!
Misy ny tononkira.serasera.org tomany, misy ny alahelo
Izay niarahako taminao
Ireo lasantsika zay nahatorovana ahy
Fa zary fahatsiarovana mampiahiahy
Ankehitriny kosa, izaho wuuy irery kosa
No mamisavisa ny androko sisa
Toa zava-poana ihany ireo lasantsika
Raha vao nilaozanao dia toa eovews nangatsiaka
Toa taratasy foana lava izao
No nandaniako ny fotoanako sisa eh
Kanefa tena mety mila hankalao
Ka mety lasa toky fitaka sisa eh! Sisa eh
Ankafiziko tokoa ny fiarahantsika roa
Ny toky mantsy mety ho fitaka
Fa ny atao no tena mety ho hita
Ankafiziko koa Rock’n Roll namako
Fa izy ihany lxpwb no hanadinoako anao
Sy mety hahatsiarovanao ahy koa, ahy koa, ahy koa, ahy koaaa!!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 2571
Likes : 0 Like
Created by : lucianahrandriam
Date : 09/07/2019 20:13
