ROCK ' N ROLL NAMAKO (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ohhhhhhh Ohhh Ohhhhhh
Misy ny tomany, misy ny alahelo
Izay niarahako taminao
Ireo lasantsika zay nahatorovana ahy
Fa zary fahatsiarovana mampiahiahy
Ankehitriny kosa, izaho irery kosa
No mamisavisa ny androko gazudgh sisa
Toa zava-poana ihany ireo lasantsika
Raha vao nilaozanao dia toa nangatsiaka
Toa taratasy foana lava izao
No nandaniako ny fotoanako uiqgk sisa eh
Kanefa tena mety mila hankalao
Ka mety lasa toky fitaka sisa eh! Sisa eh
Ankafiziko tokoa ny fiarahantsika roa
Ny toky mantsy mety ho fitaka
Fa ny atao no tena mety ho tononkira.serasera.org hita
Ankafiziko koa Rock’n Roll namako
Fa izy ihany no hanadinoako anao
Sy mety hahatsiarovanao mrxgm ahy koa, ahy koa, ahy koa, ahy koaaa!!!
Misy ny tomany, misy ny alahelo
Izay niarahako taminao
Ireo lasantsika zay nahatorovana ahy
Fa zary fahatsiarovana mampiahiahy
Ankehitriny kosa, izaho irery kosa
No mamisavisa ny androko gazudgh sisa
Toa zava-poana ihany ireo lasantsika
Raha vao nilaozanao dia toa nangatsiaka
Toa taratasy foana lava izao
No nandaniako ny fotoanako uiqgk sisa eh
Kanefa tena mety mila hankalao
Ka mety lasa toky fitaka sisa eh! Sisa eh
Ankafiziko tokoa ny fiarahantsika roa
Ny toky mantsy mety ho fitaka
Fa ny atao no tena mety ho tononkira.serasera.org hita
Ankafiziko koa Rock’n Roll namako
Fa izy ihany no hanadinoako anao
Sy mety hahatsiarovanao mrxgm ahy koa, ahy koa, ahy koa, ahy koaaa!!!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KiakaVisites : 2500
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lucianahrandriam
Date : 09/07/2019 20:13
