Ny ho avy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iafian’ireo Ray aman-dReny ny heloky ny zanany
Ampihantainy re!
Tody bfudpvqh koa ny fianarany
Nahatafita azy ireny
Itadiavany sekoly etsy sy eroa
Ahafahana mianatra
Antsika koa re ny tombotsoa
Fa ny azy voninahitra
Réf:
Miezaka ho ambony mkojsiu tsara ô!
Hahazo koa lapa sy haja
Ny tantara koa dia nwtqngqi hanambara ô!
Fa tojo olo-manankaja
Mivaly tononkira.serasera.org foana ny hasasarana
Rehefa ao ny zotom-po
Madresy rehefa ifotompotorana
N’inona inona manjo
Itadiavany ........
Ampihantainy re!
Tody bfudpvqh koa ny fianarany
Nahatafita azy ireny
Itadiavany sekoly etsy sy eroa
Ahafahana mianatra
Antsika koa re ny tombotsoa
Fa ny azy voninahitra
Réf:
Miezaka ho ambony mkojsiu tsara ô!
Hahazo koa lapa sy haja
Ny tantara koa dia nwtqngqi hanambara ô!
Fa tojo olo-manankaja
Mivaly tononkira.serasera.org foana ny hasasarana
Rehefa ao ny zotom-po
Madresy rehefa ifotompotorana
N’inona inona manjo
Itadiavany ........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 3773
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 24/01/2005 09:40
