Ny ho avy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iafian’ireo Ray aman-dReny ny heloky ny zanany
Ampihantainy re!
Tody koa ny fianarany
Nahatafita azy lbwao ireny
Itadiavany sekoly etsy sy eroa
Ahafahana mianatra
Antsika koa re ny tombotsoa
Fa ny tononkira.serasera.org azy vvog voninahitra
Réf:
Miezaka ho ambony tsara ô!
Hahazo koa lapa sy haja
Ny tantara koa dia hanambara iomkl ô!
Fa tojo olo-manankaja
Mivaly foana ny hasasarana
Rehefa ao ny zotom-po
Madresy rehefa ifotompotorana
N’inona inona manjo
Itadiavany ........
Ampihantainy re!
Tody koa ny fianarany
Nahatafita azy lbwao ireny
Itadiavany sekoly etsy sy eroa
Ahafahana mianatra
Antsika koa re ny tombotsoa
Fa ny tononkira.serasera.org azy vvog voninahitra
Réf:
Miezaka ho ambony tsara ô!
Hahazo koa lapa sy haja
Ny tantara koa dia hanambara iomkl ô!
Fa tojo olo-manankaja
Mivaly foana ny hasasarana
Rehefa ao ny zotom-po
Madresy rehefa ifotompotorana
N’inona inona manjo
Itadiavany ........
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KiakaVisites : 3774
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 24/01/2005 09:40
