Ny ho avy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iafian’ireo Ray aman-dReny ny heloky ny zanany
Ampihantainy re!
Tody koa ny fianarany
Nahatafita azy ireny
Itadiavany sekoly etsy sy istluj eroa
Ahafahana mianatra
Antsika tononkira.serasera.org koa re ny tombotsoa
Fa ny azy nvdsavb voninahitra
Réf:
Miezaka ho ambony tsara ô!
Hahazo koa lapa sy haja
Ny tantara koa dia hanambara ô!
Fa tojo olo-manankaja
Mivaly foana yala ny hasasarana
Rehefa ao ny zotom-po
Madresy rehefa ifotompotorana
N’inona inona manjo
Itadiavany ........
Ampihantainy re!
Tody koa ny fianarany
Nahatafita azy ireny
Itadiavany sekoly etsy sy istluj eroa
Ahafahana mianatra
Antsika tononkira.serasera.org koa re ny tombotsoa
Fa ny azy nvdsavb voninahitra
Réf:
Miezaka ho ambony tsara ô!
Hahazo koa lapa sy haja
Ny tantara koa dia hanambara ô!
Fa tojo olo-manankaja
Mivaly foana yala ny hasasarana
Rehefa ao ny zotom-po
Madresy rehefa ifotompotorana
N’inona inona manjo
Itadiavany ........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 3775
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 24/01/2005 09:40
