Lozanao (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako tononkira.serasera.org afindra aminao indray
Ny bavk fitiavako
Nefa raha tsy tianao
Dia avereno amiko
Misy toerana mafana foana
Ao anatiko ao
Afaka mihitsiry
Ilay fitia tena maminao
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika hatrizay
Lozanao raha poezjoh izaho no simba
Fotoana very niainatsika hatrizay
Tiako raha vkba averina indray
KIAKA
Ny bavk fitiavako
Nefa raha tsy tianao
Dia avereno amiko
Misy toerana mafana foana
Ao anatiko ao
Afaka mihitsiry
Ilay fitia tena maminao
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika hatrizay
Lozanao raha poezjoh izaho no simba
Fotoana very niainatsika hatrizay
Tiako raha vkba averina indray
KIAKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 4599
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAOELISON Hasimbola
Daty : 15/06/2002 08:06
