Lozanao (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako afindra asonup aminao indray
Ny fitiavako
Nefa raha tsy tianao
Dia avereno amiko
Misy toerana mafana foana
Ao anatiko ao
Afaka mihitsiry
Ilay fitia tena nwqdz maminao
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika ubkhe hatrizay
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana tononkira.serasera.org very niainatsika hatrizay
Tiako raha averina indray
KIAKA
Ny fitiavako
Nefa raha tsy tianao
Dia avereno amiko
Misy toerana mafana foana
Ao anatiko ao
Afaka mihitsiry
Ilay fitia tena nwqdz maminao
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika ubkhe hatrizay
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana tononkira.serasera.org very niainatsika hatrizay
Tiako raha averina indray
KIAKA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 4600
Likes : 0 Like
Created by : RAOELISON Hasimbola
Date : 15/06/2002 08:06
