Lozanao (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako afindra qovbitt aminao indray
Ny fitiavako
Nefa raha tsy tianao
Dia avereno lfdfl amiko
Misy toerana mafana foana
Ao anatiko ao
Afaka mihitsiry
Ilay fitia tena maminao
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika hatrizay
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika tononkira.serasera.org hatrizay
Tiako raha averina xpamhu indray
KIAKA
Ny fitiavako
Nefa raha tsy tianao
Dia avereno lfdfl amiko
Misy toerana mafana foana
Ao anatiko ao
Afaka mihitsiry
Ilay fitia tena maminao
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika hatrizay
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika tononkira.serasera.org hatrizay
Tiako raha averina xpamhu indray
KIAKA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KiakaVisites : 4600
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAOELISON Hasimbola
Date : 15/06/2002 08:06
