Izy roa kely (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifankahita indray izy roa kely
Mpifankatia efa hatry ny ela
Ny maso dekbla fotsiny no mifampijery
Ny tena koa angamba irery
Fa toa hitako teo, toa angamba ianao
Fa toa hitako teo,
Te-hiteny zavatra ny molotrao
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Nefa mino aho fa mbola mila ahy ianao »
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Teny iray ihany hoy aho,
dia ho nwwa ampy ho ahy sy ho anao »
Mibaliaka indray ny androntsika
Ka mety daholo izay rehetra atao
S’izay tononkira.serasera.org mety ho sitram-potsika
Na ny tiako na ny tianao
KIAKA
hzezcddl
Mpifankatia efa hatry ny ela
Ny maso dekbla fotsiny no mifampijery
Ny tena koa angamba irery
Fa toa hitako teo, toa angamba ianao
Fa toa hitako teo,
Te-hiteny zavatra ny molotrao
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Nefa mino aho fa mbola mila ahy ianao »
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Teny iray ihany hoy aho,
dia ho nwwa ampy ho ahy sy ho anao »
Mibaliaka indray ny androntsika
Ka mety daholo izay rehetra atao
S’izay tononkira.serasera.org mety ho sitram-potsika
Na ny tiako na ny tianao
KIAKA
hzezcddl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 9765
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 16/06/2002 14:33
